Teny iditra | marirana (rirana) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] | |||
Ohatra | Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana.
[2.346] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | marirana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [1.196] | |||
Anarana siantifika | Paullinia pinnata | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Fivaditsoratra | mañarary, manarira, marirana, mirarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |