|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 marikoriko
Fototeny  2rikoriko
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io.
5Lotika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6disgusted, nauseated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7dégoûté, qui a des nausées. [1.8]

Teny iditra (2/2)8 marikoriko
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10tehandoa. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12