|
|
|
|

Teny iditra1 mariadriaka
Fototeny  2riadriaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5joyeux, gai, riant. [1.3]
Tovy hevitra  6mariaka, sariaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12