|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 marenina |
| Fototeny | 2renina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io.
5Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. 6handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7deaf.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8sourd.
[1.3, 1.8, 1.5] 9dur d'oreille. [1.3] |
| Ohatra |
10 ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina.
[2.470]
11 Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471] 12 Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69] |
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 15 marenina |
| Fototeny | 16renina |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18mamono sofina, manentsin-tadiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19insensible.
[1.5] |
| Teny iditra (3/3) | 20 marenina |
| Fototeny | 21renina |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
23enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro.
[1.3] 24lente à se chauffer, se dit d’une marmite. [1.3] |
| Ohatra |
25 marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary?
[1.1]
|
| Fivaditsoratra | 26 mañeriña, 27 marenina, 28 menarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|