|
|
|
|

Teny iditra1 maredona
Fototeny  2redona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4qui retentit bien, sonore, chantant. [1.3]
Ohatra  5 Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona. [2.470]
6 Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. [2.895]
Voambolana  7 Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12