|
|
|
|

Teny iditra1 marazaña
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mahalana: Ly marazaña ny fiavin-drano ko save tampoka ny tanim-bare (Raha mahalana ny fahatongavan'ny rano dia lasa lavavolo ny tanimbary). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 manazara, 5 marazaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12