|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maraokanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana).
4Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Moroccan.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6marocain, marocaine.
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 maraoka, 9 maraoka |
| Fivaditsoratra | 10 ankamaroany, 11 manakoriana, manakoriàna, 12 maraokanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|