|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maoty |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3efa misara-nono, efa mahasara-dray aman-dreny; vory hevitra sy saina.
4manan-toetra matotra. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5zaza tsy maoty |
| Teny iditra (2/2) | 6 maoty |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Teny ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tandrony.
[Betsileo]
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 9maota |
| Fivaditsoratra | 10 atimo, 11 maito, 12 maoty, 13 Matio, 14 matoy, 15 miato, 16 miota, 17 mitao, 18 mitoa, 19 moita, 20 tamio, 21 tamoy, 22 taomy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|