|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maorina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tsara fijoro, tsara orina.
4Kelikely matotra, mendrika: Maorina ilay tranonareo any ambanivohitra. [1.1] |
| Tsipelina hafa | 5maorona |
| Fivaditsoratra | 6 amarino, 7 amirano, 8 amorina, 9 armonia, 10 mairona, 11 mañaroy, 12 manoira, 13 manoria, 14 maorina, 15 maroina, 16 mianora, 17 miraona, 18 moraina, 19 moriaña, moriana, 20 rano may |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|