|
|
|
|

Teny iditra1 maody
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao.
4Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5suspicious, apprehensive. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6soupçonneux, méfiant. [1.8]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  9maodimaody
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 daomy, 12 dimao, 13 madio, 14 maody, 15 miado, 16 modia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02