|
|
|
|

Teny iditra1 maoderina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Misy ankehitriny: Ny sambondanitra dia azo lazaina ho vokatry ny fikarohan' ny siansy maoderina.
4Manaraka ny toetr' andro: Tovovavy maoderina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12