|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mantsasaka |
| Fototeny | 2antsasaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement.
[1.3] |
| Ohatra |
6 tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy.
[2.285#12]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8fady mantsasaka |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|