|
|
|
|

Teny iditra1 mantoanto
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza nahandro tsy tsara masaka: Mantoanto izany sakafo izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4qui est à demi cuit. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02