|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manototra |
| Fototeny | 2tototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4Manarona: Manototra tany ny vodihazo.
5Mameno: Manototra nahandro ny latabatra. 6Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao. 7Manafotra: Manototra henatra olona. [1.1] 8mameno ny banga. [1.13] |
| Fanazavà na teny anglisy |
9to fill with earth etc.; to cover.
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
10couvrir.
[1.3#736] 11combler. [1.3#736, 1.13] 12combler de terre, etc.. [1.8] |
| Ohatra |
13 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy.
[2.445#]
14 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 19 manotòtra |
| Fototeny | 20tot |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
22Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana.
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
23secouer les fils en les raidissant pour les égaliser.
[1.3#736] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 28 amontotra, 29 antomotra, 30 manotòtra, manototra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|