|
|
|
|

Teny iditra1 manoso-dratsy
Singan-teny  2manosotra, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitovitovy amin' ny manoso-potaka ihany, saingy ny ratsy ataon' ny hafa no lazainy fa ataon' ilay olona haratsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to speak evil of someone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7calomnier, médire. [1.8]
Tovy hevitra  8manoso-potaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12