|
|
|
|

Teny iditra1 manosika
Fototeny  2tosika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý.
5Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna.
6Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to shove; to urge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pousser. [1.8]
Ohatra  9 ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
10 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15manosi-bohon-tanana
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mañakosy, 18 mañisoka, 19 manokasy, 20 manosika, 21 masokañy, 22 masokina, 23 misokana, 24 misonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02