|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manorotoro |
| Fototeny | 2torotoro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mamakivaky madinika, mamotipotika.
[Tanala]
[1.78] 5Mamaky potipotika, manamontsana. [1.1] 6manapotika madinika ho lasa vovoka. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to crush into pieces.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8écraser en morceaux.
[1.8] 9écraser, pulvériser. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|