|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mañorobo |
| Fototeny | 2horobo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mizahozao, mirehareha.
[Taisaka]
5midera, mandoka. [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 6mañorobotena |
| Teny iditra (2/2) | 7 mañorobo |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9mampirisika.
[Taisaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|