|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manoritra |
| Fototeny | 2soritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy.
[1.1] 5manao tsipika. 6milazalaza mikasika ny zavatra iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight..
[1.2] 8to mark off; to divid by marks. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9marquer; séparer par des lignes.
[1.8] 10tracer. 11décrire. [1.13] |
| Ohatra |
12 Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny.
[2.366#]
13 ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18manoritra kantsana |
| Fivaditsoratra | 19 manirotra, 20 manoritra, 21 maritrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|