|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mañoriky
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3manaraka, mihaona. [Taimoro, Bara] [1.78]
4manaraka. [Taisaka, Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)5 mañoriky
Sokajin-teny  6 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7manoroka. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8 kiromany, 9 mañoriky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12