|
|
|
|

Teny iditra1 mañompe
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mitahiry, mampirina: Ompio tsara ñ'fangalahidy laha mienga ahay (ampirino tsara ny fanalahidy raha lasa izahay). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 manempo, 5 mañompe, 6 mpameno, 7 mpanome

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12