|
|
|
|

Teny iditra1 manome tsifoifoy
Singan-teny  2manome, 3tsy, 4foifoy
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava. [1.1]

Fivaditsoratra  7 manome tsifoifoy, 8 manome tsy foifoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12