|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manolotra
Fototeny  2tolotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to run along the border of water or the coast, to be contiguous.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 manolotra
Fototeny  13tolotra
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo.
16Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana.
17Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02