|
|
|
|

Teny iditra1 manolika
Fototeny  2olika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mahatonga mivilivily, misafelipelika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as manolaka, and also to twist silk on a reel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6rendre sinueux, détourner, mettre en zigzag, en spirale. [1.3]
7chantourner. [1.13]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12manolaka, manolikolika

Fivaditsoratra  13 lamokany, 14 manokila, 15 mañolaky, manolaky, 16 manolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03