|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manohoka |
| Fototeny | 2tohoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao.
5Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manohoka |
| Fototeny | 11hohoka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany.
14Mandentika ao anatin'ny fahoriana. 15Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|