|
|
|
|

Teny iditra1 manohintohina
Fototeny  2tohintohina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika. [1.320#]
5 io fifandroritana io dia manohintohina ny tokony ho fitovian' ny fandraisana ny olom-pirenena. [4.27]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29