|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manofy
Fototeny  2nofy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy.
5Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe). [1.3#455]
Ohatra  7 Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay [2.293#15]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12manonofy

Teny iditra (2/2)13 mañofy
Fototeny  14hofy
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16mivaofy, mamaofy. [Tambahoaka] [1.78]
17mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy. [Taisaka] [1.78]
18mivaofy. [Sihanaka] [1.78]
19manendaka hoditra. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  20 famony, 21 finoma, 22 manofy, mañofy, 23 mifonà, mifona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05