|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manofoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/3)5  manofoka
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka] mandetika fantsika [1.78]

Teny iditra (3/3)8  mañofoka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Bezanozano] maty vary [1.78]

Fivaditsoratra  11 manakofo, mañofoka, manofoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04