|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manodoka |
| Fototeny | 2sodoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko.
5Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 mandokoa, 10 manodoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|