|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manoditra |
| Fototeny | 2hoditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañoditra]
4mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty).
[Tanala]
[1.78] 5manala hoditra, mamaofy. [Tanosy] [1.78] 6Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby. 7Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato. 8Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra. 9Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to skin, to peel.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11écorcher, éplucher.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 manoditra |
| Fototeny | 17toditra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 24 amandroty, 25 manoditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|