|
|
|
|

Teny iditra1 manko
Sokajin-teny  2 kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Kian-teny milaza: -- 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoka anay o! -- 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a word put in for ornament or slight emphasis; cf.
5mantsy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6sert d'ornement, parfois renforce un peu le sens. [1.8]
Mpanahaka  7 mantsy

Fivaditsoratra  8 manko, 9 monka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05