|
|
|
|

Teny iditra1 mankamamy
Fototeny  2hamy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho.
5Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to find something sweet or pleasing or acceptable. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7trouver une chose bonne ou agréable. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12