|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mankaloza |
| Fototeny | 2loza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy.
5Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|