|
|
|
|
Teny iditra
1
mankalemilemy
Fototeny
2
lemilemy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mahatonga halemilemy:
Mankalemilemy izany andro izany
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mankalemilemy
6
Ny lasa :
nankalemilemy
7
Ny hoavy :
hankalemilemy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12