|
|
|
|

Teny iditra1 mankalalina
Fototeny  2lalina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony.
5Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manalalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12