|
|
|
|

Teny iditra1 manjilatra
Fototeny  2jilatra
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Misaraka na mielakelaka somaradimbana: Sao manjilatra ity lamba ity fa fehezo.
5Misy silany mlendaka; miempaka; miovaka: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro ka nanjilatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to graze and scrape something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7effleurer et écorcher; s'écorcher. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02