|
|
|
|

Teny iditra1 manjepizepy
Fototeny  2zepizepy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12