|
|
|
|
Teny iditra
1
manjenjina
Fototeny
2
jen
jina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Manao izay hahafanina; hahajemby.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manjenjina
6
Ny lasa :
nanjenjina
7
Ny hoavy :
hanjenjina
8
Filaza mandidy :
manjenjena
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12