|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjamaso |
| Singan-teny | 2manja, 3maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony".
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Teny iditra (2/2) | 7 manjamaso |
| Singan-teny | 8manja, 9maso |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|