|
|
|
|

Teny iditra1 manjaika
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro -- na midaboka mandry -- ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo. [1.1]
Haiendriteny 
4 Ny ankehitriny :
5 Ny lasa :
6 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  7 makajany, 8 manjaika, 9 miakanja, 10 mianjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12