|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manivy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3manao voady amin'ny razana.
[Taimoro]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 mañivy |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6manofa.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 7 manivy, mañivy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|