| Fanazavàna teny malagasy |
4manavatsava, mamakivaky.
[Sihanaka]
[1.78]
5Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona.
6Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira.
7Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo.
[1.1]
|