|
|
|
|

Teny iditra1 manitrikitrika
Fototeny  2hitrikitrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandentika mandetra (totohondry).
5Mamelively, mandentidentika: Nanitrikitrika mafy erỳ Ramose tamin' ny tsy nahavitanay ny entimody, kanefa tena tsy nanam-potoana mihitsy izahay. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12