|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mañitahita |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3mampalaky, mandodona: Añao roa aza dia mahere mañitahita kilonga homam- bare mahamae (Aza dia mandodona mafy ny ankizy mihinam-bary mahamay re ianao).
[Betsileo]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|