|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manirano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny ranio, sns, ka mahatonga an' ireo hibontana be. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4hydropisie. [1.54, 1.8]
Voambolana  5 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)6 manirano
Sokajin-teny  7 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  8afflicted with dropsy or edema. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9hydropique. [1.8]
Voambolana  10 Fahasalamana

Fivaditsoratra  11 manirano, 12 manorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12