|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manipaka
Fototeny  2tsipaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao.
5Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary.
6Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!.
7Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 manipaka
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14mitsipika. [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  15 manapika, 16 manipaka, 17 mipanaka, 18 mpanaika, 19 mpianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12