|
|
|
|

Teny iditra1 manintsana elatra
Singan-teny  2manintsana, 3elatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny voronkely miofo, izay mihintsana ny elatra manify nentiny hatramin' ny nahafoizany ka misolo elatra mafy sy matevina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12