|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maninjara |
| Fototeny | 2tsinjara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo.
5Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to sell at retail.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7vendre au détail.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12manatsinjara |
| Teny iditra (2/2) | 13 maninjarà |
| Fototeny | 14tsinjara |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Tovy hevitra | 16manatsinjarà |
| Fivaditsoratra | 17 Mananjary, 18 maninjara, maninjarà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|