|
|
|
|

Teny iditra1 manilika
Fototeny  2ilika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?.
5Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa.
6Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to push away, to move further off; to charge a fault upon another.
8Generally used of a single thing pushed away.. [1.2]
9to push aside or farther off. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10pousser de côté ou plus loin. [1.8]
Ohatra  11 Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Voambolana  16 Hetsika
Tovy hevitra  17manilikilika
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 malinika, 20 mañaliky, 21 manilika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02