|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manihika |
| Fototeny | 2tsihika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy.
5Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 manihika, 12 mihakina, 13 mihanaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|